plt_tq/1ki/01/05.md

8 lines
447 B
Markdown

# Ahoana no nanandratan'i Adonia zanaka lahin'i Hagita ny tenany?
Adonia dia naniry ny ho mpanjaka, ka nanomana kalesy sy mpitaingin-tsoavaly niaraka tamin'ny lehilahy dimampolo mba handeha hialoha lalana azy izy.
# Nampanara-dalàna an'i Adonia zanany lahy ve i Davida mpanjaka ary nitsara ny asany?
Tsia, Davida mpanjaka dia tsy mbola nampikorotan-tsaina an'i Adonia tamin'ny filazàna hoe: "Nahoana ianao no nahavita izao sy izao? mihitsy"