plt_tq/1jn/03/23.md

8 lines
441 B
Markdown

# Inona ny didy avy amin'Andriamanitra izay hampatsiahivin'i Jaona an'ireo mpino?
Mampatsiahy an'ireo mpino i Jaona amin'ny didin'Andriamanitra mba hino amin'ny anaran'ny Zanany dia i Jesosy Kristy ary hitia ny tsirairay.
# Inona no nomen'Andriamanitra an'ireo mpino mba hahalalan'izy ireo fa mitoetra ao amin'izy ireo Andriamanitra?
Nanome Fanahy an'ireo mpino Andriamanitra mba hahafantarany fa mitoetra ao amin'izy ireo Andriamanitra.