forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
458 B
Markdown
8 lines
458 B
Markdown
# Inona lazain'i Jaona amin'ny tokony ho toetran'ireo mpino manoloana ireo zavatra eto amin'izao tontolo izao?
|
|
|
|
Milaza izy fa tsy tokony mitia an'izao tontolo izao na ireo zavatra eto amin'izao tontolo izao ny mpino.
|
|
|
|
# Inona avy ireo zavatra telo eto amin'izao tontolo izao izay nantsoin'i Jaona tsy avy amin'ny Ray?
|
|
|
|
Niantso ny filàn'ny nofo izy, ny filàn'ny maso, ary ny fieboebon'ny fiainana-izay tsy avy amin'ny Ray fa avy amin'izao tontolo izao izy.
|