plt_tq/1jn/01/08.md

8 lines
415 B
Markdown

# Inona no lazain'i Jaona momban'ny olona iray izay milaza fa tsy manana fahotana?
Milaza i Jaona fa ny olona toy izany dia mamitaka ny tenany ary ny fahamarinana dia tsy ao aminy.
# Inona no ataon'Andriamanitra amin'ireo izay mibebaka amin'ny fahotan'izy ireo?
Ho an'ireo izay mibebaka amin'ny fahotan'izy ireo, dia hamela ny fahotan'izy ireo Andriamanita ary hanadio azy ireo amin'ny tsy fahamarinana rehetra.