plt_tq/1co/15/27.md

8 lines
406 B
Markdown

# Iza no tsy tafiditra amin'ny hoe: "nametraka ny zava-drehetra teo ambany tongony izy."
Ilay iray izay mametraka ny zavatra rehetra hanaiky ny Zanaka (izy tenany) no tsy tafiditra amin'izay mampanaiky ny tenany (amin'ilay Zanaka).
# Inona no ho ataon'ny Zanaka mba ho rehetra amin'ny rehetra Andriamanitra ilay Ray?
Ny Zanaka izy tenany dia hanaiky ilay iray izay nampanaiky ny zavatra rehetra ho Azy.