forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
430 B
Markdown
8 lines
430 B
Markdown
# Iza no nisehoan'i Kristy taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty?
|
|
|
|
Taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty, Kristy dia niseho tamin'i Kefasy, tamin'ireo roa ambinifolo, tamin'ireo rahalahy sy rahavavy mihoatra ny dimanjato, tamin'i Jakoba, tamin'ireo apostoly rehetra ary tamin'i Paoly.
|
|
|
|
# Nahoana i Paoly no milaza fa izy no kely indrindra amin'ireo apostoly?
|
|
|
|
Nilaza izany izy satria izy dia nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra.
|