plt_tq/1co/15/03.md

4 lines
245 B
Markdown

# Inona amin'ny ampahan'ny filazantsara no manan-danja voalohany?
Ireo ampahany manan-danja voalohany dia i Kristy maty nohon'ny otantsika araka ny Soratra masina ary Izy nalevina, fa nitsangana tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra masina.