plt_tq/1co/14/29.md

4 lines
294 B
Markdown

# Inona no fampianaran'i Paoly amin'ireo mpaminany rehefa miara-tonga ao am-piangonana izy ireo?
Paoly nilaza hoe aoka ho mpaminany roa na telo no hiteny raha mihaino am-panavahana izay lazainy ny olona hafa. Raha misy mpaminany hafa manana fahitana, ilay iray izay miteny dia tokony hangina.