forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
535 B
Markdown
12 lines
535 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Paoly hoe zotom-po tokony hananan'ny mpino Korintiana?
|
|
|
|
Izy nilaza fa tokony hanana zotom-po amin'ny fampiroboroboana ny fanorenana ny fiangonana izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no tokony hivavahan'ilay olona miteny amin'ny teny tsy fantatra?
|
|
|
|
Tokony hivavaka mba hahafahany mandika izany izy.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Paoly hoe ataon'ny fanahiny sy ny sainy rehefa mivavaka amin'ny teny tsy fantatra izy?
|
|
|
|
Paoly nilaza fa raha mivavaka amin'ny fiteny tsy fantatra izy, ny fanahiny dia mivavaka, fa ny sainy kosa dia tsy mamoa.
|