plt_tq/1co/13/01.md

12 lines
615 B
Markdown

# Ho lasa inona i Paoly raha miresaka amin'ny fitenin'ny olona sy ny anjely nefa tsy manam-pitiavana?
Ho lasa vy maneno na kipantsona mikarantsam-peo izy.
# Ho lasa inona i Paoly raha manana ny fanomezan'ny faminaniana, mahatakatra ny marina miafina sy fahalalana rehetra ary manana finoana lehibe, nefa tsy manam-pitiavana?
Ho tsinontsinona izy.
# Nahoana i Paoly no manome izay hananany rehetra hamelomana ny mahantra sy manome ny vatany mba ho dorana kanefa mbola tsy mahazo na inona na inona?
Satria raha tsy manam-pitiavana izy dia tsy hahazo na inona na inona na dia manao ireo zavatra rehetra ireo aza.