plt_tq/1co/12/28.md

4 lines
382 B
Markdown

# Iza no notendren'Andriamanitra ao amin'ny fiangonana?
Ao amin'ny fiangonana Andriamanitra dia nanendry voalohany ireo apostoly, faharoa ireo mpaminany, fahatelo ireo mpampianatra, ireo izay manao asa mahagaga, ireo fanomezam-pahasoavan'ny fahasitranana, ireo izay manome fanampiana, ireo izay manao ny asan'ny fitantanan-draharaha, ary ireo izay manana karazana fiteny samihafa.