forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
436 B
Markdown
8 lines
436 B
Markdown
# Inona no zava-nisy nitovy niainan'ny rain'izy ireo tamin'ny fotoan'i Mosesy?
|
|
|
|
Ny rehetra dia samy teo ambanin'ny rahona ary namakivaky ny ranomasina. Samy natao batisa tamin'i Mosesy tao anaty rahona sy ny ranomasina, ary ny rehetra dia samy nihinana ny sakafo ara-panahy, ary nisotro izay zava-pisotro ara-panahy.
|
|
|
|
# Iza ilay vatolampim-panahy izay nanaraka ny rain'izy ireo?
|
|
|
|
I Kristy ilay vatolampim-panahy izay nanaraka azy ireo.
|