# Inona no azon'Yaveh amin'ny eritreritry ny olona tsirairay?
Mahatakatra ny fahazotoan'ny eritreritry ny olona rehetra Izy.
# Inona no mety hiseho raha mandao an'i Yaveh i Solomona?
Hanary azy mandrakizay i Yaveh.