plt_tq/1ch/23/12.md

4 lines
251 B
Markdown

# Inona no nofidiana ho ataon'i Arona sy ireo taranany maharitra?
Arona sy ireo taranany dia ho mpanamasina ireo zava-masina indrindra, hanolotra ditin-kazo manitra ho an'i Yaveh, hanompo Azy, ary hanome tso-drano amin'ny anaran'i Yaveh mandrakizay.