forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
412 B
Markdown
12 lines
412 B
Markdown
|
# Tsara noho ny inona ny fofon'ny ranomaniny?
|
||
|
|
||
|
Tsara noho izay zava-manitra rehetra ny fofon'ny ranomaniny.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazainy fa mitete avy amin'ny molotry ny ampakariny ary inona no tao ambany lelany?
|
||
|
|
||
|
Nolazainy fa mitete tantely ny molotry ny ampakariny ary tantely sy ronono no ao ambanin'ny lelany.
|
||
|
|
||
|
# Ohatry ny inona ny fofon'ny akanjon'ilay vehivavy?
|
||
|
|
||
|
Ny akanjony dia tahaka ny fameroveron'i Libanona.
|