plt_tq/sng/04/06.md

12 lines
408 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza no halehan'ny malalany ambara-pahatongan'ny vao mangiran-dratsy ka mandositra lavitra ny aloka?
Handeha ho any an-tendrombohitry ny miora sy any amin'ny havoan'ny ditin-kazo manim-pofona izy hoy izy.
# Amin'ny lafiny inona no maha-tsara tarehy ny malalany?
Tsara tarehy amin'ny lafiny rehetra ny malalany.
# Inona tsy misy amin'ny malalany tsara tarehy?
Tsy misy kilema ny malalany tsara tarehy.