plt_tq/rut/03/03.md

12 lines
430 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no noresahan'i Naomy ho ataon'i Rota talohan'ny fandehanana nidina tany am-pamoloana?
Izy dia nilaza taminy mba hidio, hanisy zava-manitra, ary hanova akanjo.
# Inona no nataon'i Rota rehefa nandeha tany amin'izay toerana nandrian'i Boaza izy?
Nanala ny lamba teo amin'ny tongony izy ary nandry teo.
# Inona no toe-tsain'i Rota tamin'ny fampianaran'i Naomy?
Efa vonona ny hanaraka ny fampianaran'i Naomy rehetra izy.