plt_tq/psa/95/10.md

8 lines
333 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no namaritan'i Yaveh an'ireo vahoaka izay nihantsy ny fahefany?
Hoy Yaveh: "Ity dia vahoaka manana fo mania; tsy mahalala ny lalako izy ireo."
# Inona no nanaovan'i Yaveh voady tamin-katezerana?
Nivoady tamin-katezerana Yaveh fa izay olona mihantsy ny fahefany dia tsy mba hiditra ao amin'ny toeram-pitsaharany mihitsy."