plt_tq/psa/09/15.md

8 lines
289 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nitranga tamin'ireo firenena?
Nilentika tao amin'ny lavaka izay nataon'izy ireo ireo firenena ary tratra tao amin'ny harato izay nafenin'izy ireo ny tongony
# Iza no nampahafantatra ny tenany ka nampihatra fitsarana?
Nampahafantatra ny tenany Yaveh ary nampihatra fitsarana.