forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
523 B
Markdown
8 lines
523 B
Markdown
|
# Zava-masina inona ho an'i Yaveh no omena an'i Arona sy ireo zanany lahy ho anjara hatrany?
|
||
|
|
||
|
Ireo zavatra avy amin'ireo fanatitra masina indrindra izay omen'ny vahoakan'Israely an'i Yaveh izay tsy may tanteraka no ho anjaran'i Arona sy ireo zanany lahy hatrany.
|
||
|
|
||
|
# Fanatitra hafa inona no ho azy sy ireo zanany lahy?
|
||
|
|
||
|
Ny fanatitra rehetra izay nentin'ny olona—anisan'izany ny fanatitra hohanina rehetra, ny fanatitra nohon'ny ota rehetra, ary ny fanatitra nohon'ny heloka rehetra—no ho an'i Arona sy ireo zanany lahy.
|