forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
373 B
Markdown
4 lines
373 B
Markdown
|
# Ahoana no navalin'i Nehemia an'i Sanbala, Tobia, ary Gesema rehefa nandre momba ny asa izy ireo ka naneso sy nanala baraka ny mpiasa?
|
||
|
|
||
|
Namaly i Nehemia tamin'ny filazana fa hanome fahombiazana azy ireo ilay Andriamanitry ny lanitra ary mpanompony izy ireo, fa i Sanbala, Tobia, ary Gesema dia tsy manana anjara, na rariny, ary fifandraisana amin'ny tantara ao Jerosalema
|