plt_tq/mat/22/05.md

8 lines
466 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nataon'ireo olona nasaina tamin'ny lanonan'ny mpanjaka rehefa nitondra ny fanasana ireo mpanompo?
Tsy nandray ny fanasana am-pahamatorana ny sasany ka nandeha nanohy ny raharahany manokana, ary ny sasany nisambotra ny mpanompon'ny mpanjaka ary namono azy ireo.
# Inona no nataon'ny mpanajaka tamin'ireo izay nasaina voalohany tamin'ny lanonam-panambadiana?
Naniraka ny miaramilany ny mpanjaka, namono ireo mpamono olona ireo, ary nandoro ny tanànany.