plt_tq/lev/16/08.md

8 lines
339 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Arona no miloka an'ireo osy?
Arona dia miloka ho an'ireo osy mba hisafidianana izay hatolotra ho an'i Yaveh sy izay alefa mba ho azazela.
# Inona no mahazo ilay osy izay nianjeran'ny loka ho azazela?
Ny osy izay nianjeran'ny loka ho azazela dia hatolotra eo anatrehan'i Yaveh mba ho fanavotana ary aleha manakany an'efitra