forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
441 B
Markdown
8 lines
441 B
Markdown
|
# Aiza no tsy maintsy hizahan'ny mpisorona ny olona misy aretina amin'ny andro fanadiovana azy?
|
||
|
|
||
|
Ny mpisorona dia tsy maintsy mizaha ny olona misy aretina any ivelan'ny toby mba hizahana raha toa ka azo sitranina ilay aretina?
|
||
|
|
||
|
# Inona no nandidian'ny mpisorona mba hoentin'ilay olona misy aretina mba ho fanambarana ny fahadiovany?
|
||
|
|
||
|
Ny mpisorona dia nandidy azy hitondra vorona velona madio anankiroa, hazo sedera, kofehy jaky, ary hysopa.
|