forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
356 B
Markdown
8 lines
356 B
Markdown
|
# Karazam-biby kely toy ny inona no azon'ny vahoaka hohanina?
|
||
|
|
||
|
Ny bibikely izay mandeha amin'ny amlin'ny alalan'ny tongotra, izay mitsambikina amin'ny tany, dia azon'ny vahoaka hohanina.
|
||
|
|
||
|
# Inona no ataon'ny vahoaka amin'ny bibikely manana tongotra efatra no sady manidina?
|
||
|
|
||
|
Ny vahoaka dia tokony hankahala ny biby manana tongotra efatra no sady manidina.
|