forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
297 B
Markdown
4 lines
297 B
Markdown
|
# Inona no biby nasain'i Mosesy notenenin'i Arona tamin'ny vahoakan'Israely mb ho entina hatolotra an'i Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Mosesy dia naniraka an'i Arona mba hiteny ny vahoakan'Israely mba hitondra osy lahy iray, zanak'omby iray, zanak'ondry iray, omby iray, ary ondry lahy iray mba hatolotra ho an'i Yaveh.
|