forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
385 B
Markdown
8 lines
385 B
Markdown
|
# Inona no afaka nataon'Andriamanitra Mpamonjin'izy ireo tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompon'izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Afaka miaro azy ireo tsy ho tafintohina Andriamanitra ary mametraka azy ireo tsy misy tsiny eo amin'ny fanatrehan'ny voninahiny.
|
||
|
|
||
|
# Oviana Andriamanitra no nanana voninahitra?
|
||
|
|
||
|
Efa nanana voninahitra talohan'ny fotoana rehetra, ankehitriny, ary mandrakizay doria Andriamanitra.
|