forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
194 B
Markdown
4 lines
194 B
Markdown
|
# Inona no tolo-kevitr'i Eliho ny amin'ny tokony ekeny amin'Andriamanitra?
|
||
|
|
||
|
Eliho dia manome soso-kevitra fa i Joba dia tokony manaiky fa meloka izy ary efa nanota, ary tsy hanao izany intsony.
|