forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
256 B
Markdown
4 lines
256 B
Markdown
|
# Inona no vaovao nentin'ilay mpitondra hafatra fahefatra tamin'i Joba?
|
||
|
|
||
|
Teo am-piravoravoana tao an-tranon'ireo rahalahiny ireo zanaka lahy sy zanaka vavin'i Joba raha avy ny rivo-mahery ka namely ny trano, izay nirodana tamin'izy ireo ary maty izy ireo.
|