forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
541 B
Markdown
12 lines
541 B
Markdown
|
# Ahoana ny fomba nilazan'i Satana fa efa niaro an'i Joba i Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Nanao fefy manodidina an'i Joba, manodidina ny tranony, ary manodidina izay rehetra ananany amin'ny lafiny rehetra i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Inona no noheverin'i Satana mba hampiala an'i Joba amin'Andriamanitra?
|
||
|
|
||
|
Ny hialan'i Joba amin'Andriamanitra ho izy dia ny fanafihan'Andriamanitra ny fananan'i Joba rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana nonomen'i Yaveh fahafahana manao izay i Satana?
|
||
|
|
||
|
Nomeny fahafahana haka ny zavatra rehetra avy amin'i Joba i Satana, fa tsy hametraka ny tanany eo amin'ny olony.
|