plt_tq/jhn/20/06.md

4 lines
222 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no hitan'i Simona Petera tao amin'ilay fasana?
Tazan'i Petera nipetraka teo ilay lambam-paty. Tsy niara-nipetraka tamin'ilay lambam-paty ilay lamba natao teo amin'ny lohany fa nivalona ho azy teo amin'ny toerany.