plt_tq/isa/65/13.md

8 lines
329 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hitranga amin'ireo mpanompon'i Yaveh?
Hihinana izy ireo, hisotro, sy hifaly izy ireo ka hihiakam-pifaliana.
# Inona ihany koa no hitranga amin'ireo izay mahafoy an'i Yaveh?
Ho noana sy mangetaheta izy ireo. Ho menarina izy ireo ka hitaraina noho ny fanaintainan'ny fo ary hitaraina noho ny fahatorotoron'ny fanahy.