forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
437 B
Markdown
8 lines
437 B
Markdown
|
# Nahoana Yaveh no nilaza mialoha ny fanangonana ny zanany lahy sy vavy avy any atsinanana sy andrefana ary nanambara tranga mialoha tamin'izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nanao izany Yaveh mba hahafantaran'izy ireo Azy, hinoany Azy ary hahafantarany fa Izy no Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# Misy andriamanitra sy mpamonjy hafa ankoatra an'i Yaveh ve?
|
||
|
|
||
|
Tsy nisy andriamanitra niforona talohan'i Yaveh ary tsy hisy aoriany. Izy no Yaveh ary tsy misy mpamonjy ankoatra Azy.
|