plt_tq/isa/06/11.md

4 lines
310 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Mandra-pahoviana Isaia no tokony hilaza amin'ny olona ny hafatry ny Tompo?
Isaia dia tokony hilaza amin'ny olona ny hafatry ny Tompo mandra-paharavan'ny tanàna ka tsy misy mponina ary tsy misy olona ireo trano, ary ho tonga lao ny tany, ary mandra-pandefan'i Yaveh ny olona lavitra ka ho manirery ny tany.