plt_tq/gen/32/03.md

8 lines
275 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nandefa hafatra tamin'iza i Jakoba raha tamin'ny lalany mankany Kanana izy?
Nandefa hafatra tany amin'i Esao rahalahiny i Jakoba raha tamin'ny lalany mankany Kanana izy.
# Inona no antony nandefan'i Jakoba izany hafatra izany?
Te hahita fitia eo imason'i Esao i Jakoba.