plt_tq/gen/18/29.md

12 lines
470 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaveh fa hataony raha misy efapolo marina ao amin'ny tanàna?
Nilaza Yaveh fa hiantra ny toerana manontolo nohon'ny amin'izy ireo.
# Inona no nolazain'i Yaveh fa hataony raha misy telopolo marina ao amin'ny tanàna?
Nilaza Yaveh fa hiantra ny toerana manontolo nohon'ny amin'izy ireo.
# Inona no nolazain'i Yaveh fa hataony raha misy dimy roapolo marina ao amin'ny tanàna?
Nilaza Yaveh fa hiantra ny toerana manontolo nohon'ny amin'izy ireo.