plt_tq/ezk/47/01.md

8 lines
275 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Lalana aiza no natrehan'ny tempoly tao amin'ny fahitan'i Ezekiela?
Nanatrika ny atsinanana ny tempoly.
# Inona no hitan'i Ezekiela tao amin'ny vavahady manatrika miatsinanana?
Nahita rano nikoriana avy teo amin'ny vavahady miatsinanana, amin'ny ilany atsimo i Ezekiela.