forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
231 B
Markdown
4 lines
231 B
Markdown
|
# Inona no ho omen'i Yaveh an'i Nebokadnezara valin'ny asa mafy rehetra izay nataony manohitra an'i Tyro?
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia hanome ny tanin'i Egypta an'i Nebokadnezara ho karama nohon'ny asa mafy rehetra izay nataony manohitra an'i Tyro.
|