plt_tq/ezk/19/10.md

8 lines
223 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Toy ny ahoana ny renin'Israely taloha?
Taloha ny renin'Israely dia toy ny voaloboka maniry eo anilan'ny rano.
# Ho amin'ny inona no nampiasaina ny rantsany mafy?
Ny rantsany mafy dia nampiasaina ho tehin'ny mpanapaka.