plt_tq/ezk/18/29.md

8 lines
286 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no lazain'i Yaveh fa fomba hitsarany ny olona tsirairay?
Yaveh dia milaza fa hitsara ny olona tsirairay araka ireo fombany Izy.
# Inona no iantsoan'i Yaveh ny ankohonan'Israely mba atao?
Yaveh dia miantso ny ankohonan'Israely mba hibebaka sy hiala amin'ny fahotany rehetra.