forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
615 B
Markdown
8 lines
615 B
Markdown
|
# Amin'ny inona no ampatsiahivin'i Mosesy ny vahoakan'ny Israely rehetra?
|
||
|
|
||
|
Mampatsiahy ny vahoakan'ny Israely rehetra ny zavatra izay nataon'i Yvaeh teo anoloan'ny mason'izy ireo tany amin'ny tany Egypta tamin'ny Farao i Mosesy, tamin'ny ireo mpanompony rehetra, sy tamin'ny taniny rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana i Mosesy no milaza fa ny vahoakan'ny Israely dia mila ampatsiahivina ny fahoriana lehibe izay hitan'ny mason'izy ireo, ireo famantarana ary ireo fahagagana lehibe?
|
||
|
|
||
|
Mosesy nilaza fa hatramin'ny anio dia tsy hanome azy ireo fo hahafantarana, maso hahitana, sofina handrenesana ny momba ireo zavatra ireo i Yaveh.
|