plt_tq/deu/26/03.md

4 lines
280 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tsy maintsy tenenin'ny vahoakan'ny Israely amin'ny mpisorona rehefa manome azy ny harona izy ireo?
Ireo vahoakan'ny Israely dia tsy maintsy hiteny aminy hoe: "Miaiky an'i Yaveh aho ankehitriny fa izaho dia avy any amin'ny tany izay nianianany homena ireo razambenay."