plt_tq/deu/12/05.md

4 lines
219 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza any amin'ny toerana halehan'ny Israely no hitondran'izy ireo ireo fanatitra dorana, ireo sorony, ireo ampahafolo-karenany, ireo fanatiny?
Handeha any amin'ny toerana izay hofidian'i Yaveh Andriamaniny izy ireo.