plt_tq/dan/09/12.md

8 lines
393 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no nanamafisan'i Yaveh ireo teny nolazainy hanoitra ny Israely sy ireo fitsipiny?
Namafisin'i Yaveh ireo teniny ny amin'ny fitondrana loza lrhibe amin'ny Israely sy ireo fitsipiny.
# Inona no namalian'i Daniela ny Israely izay tsy nitalaho famindram-po tamin'Andriamanitra?
Nilaza i Daniela fa tsy niala tamin'ireo fahotany sy tsy niraharaha ny fahamarinan'Andriamanitra izy ireo.