plt_tq/dan/08/09.md

8 lines
343 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nanjo an'ilay iray tamin'ireo tandroka efatra?
Naniry tandroka kely hafa tamin'ilay iray, kely tamin'ny voalohany, fa lasa lehibe tokoa tany atsimo, tany atsinanana, ary tany be voninahitry ny Israely.
# Inona no nataon'ilay tandroka rehefa nihalava?
Tonga lehibe izy ka nirotsaka amin'ny ady niaraka tamin'ny tafiky ny lanitra.