forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
222 B
Markdown
4 lines
222 B
Markdown
|
# Amin'ny mpanjaka, inona ireo tsara nolazainy fa efa reny momban'i Daniela?
|
||
|
|
||
|
Nilaza ny mpanjaka fa efa nandre izy fa manana ny fanahin'Andriamanitra ao aminy i Daniela ary nahazo fahazavan-tsaina sy fahendrena tsara izy.
|