forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
596 B
Markdown
12 lines
596 B
Markdown
|
# Inona no notenenin'ny mpanjaka ho ataon'i Aspenaza?
|
||
|
|
||
|
Niresaka tamin'ny mpanjaka mba hitondra ny sasany amin'ireo vahoakan'ny Israely, amin'ny fianakavian'andriana sy ny ambony firazanana i Aspenaza.
|
||
|
|
||
|
# Lehilahy toy ny ahoana no tian'ny mpanjaka hoentina ao Babylona?
|
||
|
|
||
|
Mila tovolahy tsy misy kilema, manintona amin'ny endrika ivelany, mahay amin'ny fahendrena rehetra, feno fahalalana sy fahazavan-tsaina, ary voafantina mba hanompo ao amin'ny lapan'ny mpanjaka ny mpanjaka.
|
||
|
|
||
|
# Inona no isana ho an'ireo zatovo lahy ireo?
|
||
|
|
||
|
Isana hanina manokana sy ampahany amin'ny divain'ny mpanjaka izy ireo.
|