forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
205 B
Markdown
4 lines
205 B
Markdown
|
# Inona no tian'i Paoly ananan'ireo mpino Korintiana eny amin'izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Tian'i Paoly izy ireo mba hanana ny fahasoavan'ny Tompo Jesosy Kristy, ny fitiavan'Andriamanitra, sy ny fiombonan'ny Fanahy Masina.
|