forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
219 B
Markdown
4 lines
219 B
Markdown
|
# Impiry izay no nandalovan'i Paoly tany amin'ireo mpino Korintiana tamin'ny fotoana nanoratana ny 2 Korintiana?
|
||
|
|
||
|
Fanintelony izao no nahatongavan'i Paoly tany amin'izy ireo tamin'ny fotoana nanoratana ny 2 Korintiana.
|