forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
290 B
Markdown
4 lines
290 B
Markdown
|
# Ahoana no hamaritan'i Paoly an'ireo izay maniry ho hita mitovy amin'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy amin'ireo zavatra izay hireharehan'izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Paoly dia mamaritra ny olona tahaka izany ho apostoly sandoka, mpiasa mamitaka, manao sarintsarin'ny tenany tahaka ny apostolin'i Kristy.
|